karohy Midira | Hiditra Mpikambana About Beyond Today Fitaovana ara-baiboly FIANGONANA Toriteny Webcast Ireo mpikambana Harena Fianarana Baiboly Lesona 1 Nahoana no Tenin’Andriamanitra ny Baiboly? Ho an'ny olona an-tapitrisany maro, ny Tenin'Andriamanitra dia faritany mbola tsy voazaha sy tsy voatanisa. Tsy natao fotsiny anefa ny Baiboly mba hanampiana ny olombelona hiatrika an’izao tontolo izao voafandriky ny krizy rehetra. Mirakitra ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra izy io — mampiseho ny fomba handaminan’Andriamanitra ireo zava-manahirana maro eo amin’ny tontolo iray izay manakaiky ny loza. Ho hitanao ato amin’ity lesona ity ny fomba anehoan’ny Baiboly fahamarinana lehibe izay, rehefa takatrao, dia afaka manova ny fiainanao amin’ny fomba tsy noeritreretinao mihitsy. Fizahan-takelaka Fitarihan-kevitra: Nahoana no Tenin’Andriamanitra ny Baiboly? Ho an'ny olona an-tapitrisany maro, ny Tenin...